| Entrée | 1 vatomizana | 
| Mots élémentaires | 2 vato, 3 mizana | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Fonjana metaly ampiasaina amin' ny fandanjana zavatra amin' ny mizana; manana endrika efa raikitra ny vatomizana ary misy tarehimarika milaza ny lanjany avy: 1 kilao, 2 kilao, 5 kilao, sns [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   [vato mizana]
 a weight used on a scale [1.7] | 
| Explications en français | 7   [vato mizana]
 poids de balance [1.8] 8 [vato mizana] masse marquée [1.13] | 
| Exemples | 9   Nifanaraka ny roa tonta fa hampiasa famarana sy fandrefesana ary vatomizana mitovy Imerina sy Lalangina mba hampitovy sy hahamarina tsara ka hampandroso ny varotra nifanaovany
[2.508#] | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Article | 11 Randzavola: vatomizana ao amin' ny Baiboly | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |